Flash Actu
Mardi, 29 Octobre 2024
Voir Plus
Les derniers articles
Paludisme à Madagascar - 28 millions de personnes protégées grâce aux États-Unis
Les Partenaires




Toamasina : Hisy ny fandefasana ny horonantsary Disco Africa, ny takarivan'ny Zoma 1 novambra, ao amin'ny Le Petit Cinoche
Lehilahy iray 38 taona no voasambotry ny Polisin'ny Cybercriminalité noho ny resaka fangalarana vola ao amin'ny kaonty Mvola amin‘ny "puce" very.
Fanatsarana ny fanjarian-tsakafo sy ny fahaiza-miatrika (résilience) : Nihaona tamin-Rtoa Tahina Razanamahefa, Sekreteram-panjakana misahana ny Fahaleovantena ara-tsakafo, ny Ambasadaoron’i Etazonia Claire Pierangelo
Morombe : 26 mianadahy no tonga niatrika ny fiofanana mikasika ny fiompiana trondro an-dranomamy tao amin'ny fokontany Avaradrova.
Toetry ny andro : Manomboka rahampitso dia hisy ny fandalavona rindrin-drahona ao atsimon'ny nosy, izay hantenaina hitondra rotsakorana any amin'ny faritra atsimo sy atsimo andrefan'ny Madagasikara.
Fankalazana ny fetin'ny Polisy Monisipaly : Olona 807 voaray no nisitraka fizahana rapahasalamana, nandritra ny 4 andro.
Andro manerantany ho an'ny Tahiry - 31 oktobra : Manamarika izany ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola amin'ity herinandro ity, nanomboka omaly 28 Oktobra ka hatramin'ny 01 Novambra 2024.
Maripana androany 29 oktobra : Antananarivo 17/30, Antsirabe 17/29, Fianarantsoa 19/32, Toliara 24/32, Toamasina 22/29, Mahajanga 24/33, Sainte-Marie 23/31, Antsiranana 24/35, Nosy-Be 25/34
Tsy misy fiovana firy ny maripana fa ny oram-baratra no hipoitra tsikelikely mandritra ity herinandro ity indrindra amin’ny faritry ny afovoan-tany.
Fandaharan'asa fanohanana ny fampandrosoana ny fanondranana sy fampidirana isam-paritra (PADEIR) : Nahazo fiara tsy mataho-dalana 2 avy amin'ny Vondrona Eoropeana ny Ministeran'ny Varotra
Mbola manodidina ny 730 tapitrisa ny olona tratry ny tsy fanjarian-tsakafo eto Madagasikara
Le Ministère de l’Agriculture et de l’Élevage de Madagascar représente activement Madagascar à la COP16 Biodiversité, qui se déroule à Cali, Colombie, du 20 octobre au 1er novembre 2024.
Baolina kitra : Handeha mivantana amin'ny TVM ny lanonam-panolorana ny Ballon d'Or, amin'ny 10 ora alina.
L'entreprise E-Toile fait don de mobiliers scolaires fabriqués à partir de plastique 100 % recyclé à L'EPP Fitroafana de Talatamaty
Ady amin'ny herisetra : Nidina tany Antsapanana, Distrikan'i Brickaville ny BFP Toamasina ny 26 oktobra 2024 teo nanentana ny mponina mahakasika ny herisetra mifototra amin'ny maha lahy sy maha vavy.
Antsirabe : Les rues partant d’Ambohimena vers Atsinanantsena, en passant par Mahazina, Ambavahadimangatsiaka et le tronçon Zaodahy, seront bientôt réhabilitées.
Assassinat du ressortissant français à Antehiroka : Quatre individus dont une femme ont été déferés au parquet du tribunal Anosy.
Fampianarana : Misy fialan-tsasatra herinandro ho an'ireo mpianatra manaraka ny rafi-pampianarana Malagasy, manomboka androany. Amin'ny alatsinainy 4 novambra no fidirana.
Maripana androany 28 oktobra : Antananarivo 18/30, Antsirabe 12/31, Fianarantsoa 14/31, Toamasina 20/30, Mahajanga 23/35, Sainte-Marie 19/30, Toliara 19/34, Antsiranana 23/35, Nosy-Be 24/35
Marihana anio 29 oktobra ny andro maneran-tany ho an’ny AVC na ny fahatapahan’ny lalan-drà ao amin’ny loha. Mbola maro tokoa ny olona matin’ity aretina ity isan-taona, na ny eto amintsika na ny any ivelany. Ny fahataran’ny fandraisan-tanana matetika no mitarika ny fahasarotana eo amin’ny AVC. Ankoatra ny fahafantarana ireo fambara dia ilaina ny misoroka ity aretina ity amin’ny alalan’ny fananana fomba fiaina ara-pahasalamana.
L'usage de l'intelligence artificielle inquiète à Hollywood. Mais cela n'a pas empêché Tom Hanks d'être bluffé par cette technologie "incroyable", qui a permis de le rajeunir "en temps réel" sur son dernier film.
Le musicien cubain Manuel "Guajiro" Mirabal, trompettiste de Buena Vista Social Club, est décédé lundi à La Havane à l'âge de 91 ans, a annoncé l'Institut cubain de la musique.
Le réalisateur Clint Eastwood, âgé de 94 ans, n'a pas assisté à la première mondiale de son nouveau film, "Juré n°2", lors de laquelle les acteurs lui ont rendu un vibrant hommage à ce "patron" du cinéma américain.
"Gérard Depardieu veut être entendu !", a insisté son avocat à l’ouverture lundi du procès de son client pour agressions sexuelles sur deux femmes devant le tribunal correctionnel de Paris avant le renvoi de celui-ci en raison de l'état de santé du prévenu.
Gérard Depardieu, visé par de nombreuses accusations de violences sexuelles, ne s'est pas présenté devant le tribunal correctionnel de Paris lundi, et le procès où il doit être jugé pour agressions sexuelles sur deux femmes lors d'un tournage, devrait être renvoyé.
Mofomamy iray hafakely nefa dia tena matsiro indray no atoro antsika eto dia ny « cake zébré » izany. Arak’izany fiantso azy izany dia miavaka amin’ny endriny mitsipitsipika izy ity. Ankoatra izay dia lafatra tokoa ny tsirony, indrindra ho an’ireo tia tsiro sokôlà. Araho ary ny fomba tsotra fanaovana azy.
Vokatra betsaka eto amintsika ny soflera. Isan’ireo karazana legioma somary lafo vidy izy ireny eny an-tsena eny ka tsy mahavantana ny maro ny mividy azy. Tsara hoanina matetika nefa ny soflera satria mitondra vokatsoa maro eo amin’ny vatana sy fahasalamana izy ireny.
Toe-javatra mety mahazo ny vehivavy tera-bao ny « dépression post-partum ». Mety mahavoa ny ny lehilahy aorian’ny fiterahan’ny vadiny ihany koa moa izany. Mampijaly sy manahirana tokoa ny miaina izany ka mety ho tonga amin’ny famoizam-po raha tsy voaray an-tanana. Fa inona tokoa ary ny « dépression post-partum ? Inona no fomba atao mba hisorohana izany ?
Andro tsy fiasana nefa andraisan-karama marihina isaky ny 1 novambra ny « Toussaint ». Maro amintsika no mbola tsy mahafantatra mazava ny antony ankalazana ity andro ity. Misy ireo mihevitra fa fetin’ny maty izy io. Fa inona marina no atao hoe « Toussaint » ? Avy aiza no niatombohan’izany ? Inona no fanaon’ny Malagasy amin’io andro io ?
Gérard Depardieu, visé par de nombreuses accusations de violences sexuelles, sera absent lundi à son premier procès au tribunal de Paris, où il doit être jugé pour agressions sexuelles sur deux femmes lors d'un tournage en 2021.
PME, mairies, collectivités locales: avec l'entrée en vigueur d'une directive européenne pour renforcer la cybersécurité, des dizaines de milliers d'entités doivent se préparer à une petite révolution mais de nombreuses zones d'ombre demeurent.
Premier procès pour un géant du cinéma: Gérard Depardieu, visé par de nombreuses accusations de violences sexuelles, est attendu lundi au tribunal de Paris pour y être jugé pour agressions sexuelles sur deux femmes lors d'un tournage en 2021.
Quand une star hollywoodienne s'invite à son propre concours de sosies... Malgré tous ses efforts, Timothée Chalamet n'a pas réussi dimanche à remporter le prix de la meilleure ressemblance avec lui-même, lors d'un concours à New York, a rapporté le magazine Variety.
Le ministre du Budget Laurent Saint-Martin a indiqué dimanche sur Radio J que le gouvernement avait retiré l'amendement au projet de budget 2025 prévoyant d'ouvrir la voie à l'autorisation des casinos en ligne en France, qui avait fait beaucoup réagir le secteur ces derniers jours.
Le ministre du Budget Laurent Saint-Martin a indiqué dimanche sur Radio J que le gouvernement avait retiré l'amendement au projet de budget 2025 prévoyant d'ouvrir la voie à l'autorisation des casinos en ligne en France, qui avait fait beaucoup réagir le secteur ces derniers jours.
Face à un scrutin à l'issue indécise, de prestigieux médias américains renoncent à apporter leur soutien à Kamala Harris ou à Donald Trump, mettant fin à une longue tradition et suscitant de vives tensions dans leurs rédactions.
Free a été "victime d'une cyberattaque ciblant un outil de gestion" entrainant "un accès non autorisé à une partie des données personnelles associées aux comptes de certains abonnés", a confirmé samedi le deuxième opérateur de téléphonie en France à l'AFP
"Je ne suis pas ici en tant que célébrité. Je ne suis pas ici en tant que politicienne. Je suis ici en tant que mère", a lancé Beyoncé sur la scène d'un meeting de Kamala Harris à Houston, au Texas, avant d'introduire la candidate démocrate à la présidentielle américaine.
Le tabloïd New York Post, prisé des conservateurs et propriété de l'empire médiatique de Rupert Murdoch, a appelé vendredi dans un éditorial à voter pour Donald Trump.
Moovnaute